Ampitsikitsikiana no handraisanay anao na tsy mifankahita aza isika.

Tongasoa eto amin'ny pejin'ny Radio Oasis Madagascar

Aza misalasala misitraka ireo vokatra ato amin'ny pejy ho fampivelarana sy hampitomboana ny ara-panahy.

Makanesa aty amiko ianareo izay miasa fatratra sy mavesatr'entana fa izaho no hanome anareo fitsaharana.

Fandaharana "Mahereza sy Mahatanjaha"

Mahereza

Fandaharana "Fanabeazana miabo"

fanabeazana miabo

Fandaharana "Aza mijanona amin'ny tany lemaka"

Tany lemaka

Fandaharana "Maniry hiroso amin'ny fanambadiana aho"

Fanambadiana